Joshua 6:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO nomba an’i Josoa ka niely tamin’ny tany rehetra ny lazany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nomban’i Iaveh i Jôsoe, ka niely tamin’ny tany rehetra ny lazany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nombàn’ny TOMPO i Josoa ka niely laza eran’ny tany izany.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah nomba an'i Josoa, ka niely tamin'ny tany rehetra ny lazany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO nomba an’i Josoa ka niely tamin’ny tany rehetra ny lazany.
malagasy
Ary Jehovah nomba an'i Josoa, ka niely tamin'ny tany rehetra ny lazany.