Joshua 6:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mandehana manodidina ny tanàna indray mandeha ianareo mpanafika rehetra; henemana no hanaovanao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mandehana manodidina ny tanàna ianareo rehetra, dia ny lehilahy mpiantafika, mandehana ianareo manodidina indray maka ny tanàna, ka henemana ianareo hanao toy izany ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mandehana manodidina ny tanàna indray mandeha isan’andro ianao sy ny mpiantafikao rehetra; mandritra ny enina andro no hanaovanao izany
Malagasy Bible 1865
Koa mandehana manodidina ny tanàna indray mandeha ianareo mpanafika rehetra; henemana no hanaovanao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mandehana manodidina ny tanàna indray mandeha ianareo mpanafika rehetra; henemana no hanaovanao izany.
malagasy