Joshua 6:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Asio mpisorona fito mitondra anjomara fito mafy faneno eo alohan’ny vata misy ny Fanekena; amin’ny andro fahafito dia hodidino impito ny tanàna ary aoka hitsoka ny anjomarany mpisorona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mpisorona fito no hitondra trômpetra fito mafy faneno eo alohan’ny fiara, ary amin’ny andro fahafito ianareo handeha manodidina impito ny tanàna, ary ny mpisorona hitsoka ny trômpetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka mpisorona fito samy mitondra trompetra iray avy no hialoha ny Vatamasina. Amin’ny andro fahafito dia hodidino impito ny tanàna, ary mandritra izany aoka ny mpisorona hitsoka ny trompetrany.
Malagasy Bible 1865
Ary asio mpisorona fito mitondra anjomara fito mafy faneno eo alohan'ny fiara; ary amin'ny andro fahafito dia hodidino impito ny tanàna, ary aoka ny mpisorona hitsoka ny anjomara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Asio mpisorona fito mitondra anjomara fito mafy faneno eo alohan’ny vata misy ny Fanekena*; amin’ny andro fahafito dia hodidino impito ny tanàna ary aoka hitsoka ny anjomarany mpisorona.
malagasy
Ary asio mpisorona fito mitondra anjomara fito mafy faneno eo alohan'ny fiara; ary amin'ny andro fahafito dia hodidino impito ny tanàna, ary aoka ny mpisorona hitsoka ny anjomara.