Joshua 6:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy tamin’ny vahoaka: Mandehana ka hodidino ny tanàna, ary aoka ny olona efa voaomana hiady no handeha eo alohan’ny vata misy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izy tamin’ny vahoaka: «Mandrosoa ianareo mandehana manodidina ny tanàna, ary aoka handeha eo alohan’ny fiaran’i Iaveh ny lehilahy mitam-piadiana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy teo dia nanome baiko ny vahoaka i Josoa mba hanodidina ny tanàna, ka ny andian-tafika mpamaky lay no handeha mialoha ireo mpisorona fito mitondra trompetra eo alohan’ilay Vatamasin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy tamin'ny vahoaka: Mandehana, ka manodidina ny tanàna, ary aoka ny olona efa voaomana hiady handeha eo alohan'ny fiaran'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy tamin’ny vahoaka: Mandehana ka hodidino ny tanàna, ary aoka ny olona efa voaomana hiady no handeha eo alohan’ny vata misy NY TOMPO.
malagasy
Dia hoy izy tamin'ny vahoaka: Mandehana, ka manodidina ny tanàna, ary aoka ny olona efa voaomana hiady handeha eo alohan'ny fiaran'i Jehovah.