Joshua 7:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy NY TOMPO tamin’i Josoa: Mitsangàna! Nahoana no miankohoka toy izao ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Iaveh tamin’i Jôsoe: «Mitsangàna ianao, nahoana no miankohoka toy izao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny TOMPO tamin’i Josoa: –Mitsangàna fa nahoana ianao no miankohoka toy izao?
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jehovah tamin'i Josoa: Mitsangàna; nahoana no miankohoka toy izao ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy NY TOMPO tamin’i Josoa: Mitsangàna! Nahoana no miankohoka toy izao ianao?
malagasy
Dia hoy Jehovah tamin'i Josoa: Mitsangàna; nahoana no miankohoka toy izao ianao?