Joshua 7:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hampanatonina araka ny fokonareo avy ianareo raha maraina; koa ny foko izay tanan’NY TOMPO dia hanatona isam-pianakaviana; ary ny fianakaviana izay tanan’NY TOMPO dia hanatona indray isan-trano; ary ny trano izay tanan’NY TOMPO dia hanatona indray isam-batan’olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny maraina dia hanatona isam-pokony ianareo, ka ny foko izay hotanan’i Iaveh dia hanatona isam-pianakaviana, ary ny fianakaviana izay hotanan’i Iaveh dia hanatona isan-trano, ary ny trano izay hotanan’i Iaveh dia hanatona isam-batan’olona;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rahampitso maraina dia hiseho eo anatrehako araka ny fokony avy ianareo. Ny foko izay voatondroko dia hiseho eo anatrehako isan-tarika; ary ny tarika izay voatondroko dia hiseho isam-pianakaviana; ary ny lehilahy ao amin’izay fianakaviana voatondroko dia hiseho tsirairay eo anatrehako.
Malagasy Bible 1865
Dia hampanatonina ianareo raha maraina araka ny firenenareo avy; koa ny firenena izay tanan'i Jehovah dia hanatona isam-pokony; ary ny foko izay tanan'i Jehovah dia hanatona indray isam-pianakaviana; ary ny fianakaviana izay tanan'i Jehovah dia hanatona indray isam-batan'olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hampanatonina araka ny fokonareo avy ianareo raha maraina; koa ny foko izay tanan’NY TOMPO dia hanatona isam-pianakaviana; ary ny fianakaviana izay tanan’NY TOMPO dia hanatona indray isan-trano; ary ny trano izay tanan’NY TOMPO dia hanatona indray isam-batan’olona.
malagasy