Joshua 7:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifoha vao maraina i Josoa ka nampanatona ny Israely araka ny fokony avy; ary ny fokon’i Joda no voatana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ampitso nifoha vao maraina koa i Jôsoe, dia nampanatona an’i Israely isam-pokony, ka ny fokon’i Jodà no voatana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nifoha vao maraina i Josoa ny ampitso ary nampanatona ny Israelita isam-pokony, ka ny fokon’i Joda no voatondro.
Malagasy Bible 1865
Dia nifoha maraina koa Josoa ka nampanatona ny Isiraely araka ny fireneny avy; ary ny firenen'i Joda no notanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifoha vao maraina i Josoa ka nampanatona ny Israely araka ny fokony avy; ary ny fokon’i Joda no voatana.
malagasy
Dia nifoha maraina koa Josoa ka nampanatona ny Isiraely araka ny fireneny avy; ary ny firenen'i Joda no notanana.