Joshua 7:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitondra ny fokon’i Joda izy ka ny fianakavian’i Zera no voatana, dia nampanatona ny fianakavian’i Zera isam-batan’olona indray izy ka i Zabdy no voatana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampanatoniny i Jodà isam-pianakaviany, ka ny fianakavian’i Zare no voatana. Nampanatoniny isan-trano ny fianakavian’i Zare, ka i Zabdỳ no voatana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nampanatoniny isan-tarika ny fokon’i Joda ka ny tarik’i Zera no voatondro. Dia narosony isam-pianakaviana ny tarik’i Zera ka ny fianakavian’i Zabdỳ no voatondro.
Malagasy Bible 1865
Dia nitondra ireo fokon'i Joda izy; ka ny fianakavian'i Zera no notanana; dia nampanatona ny fianakavian'i Zera indray isam-batan'olona izy, ka Zabdy no notanana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitondra ny fokon’i Joda izy ka ny fianakavian’i Zera no voatana, dia nampanatona ny fianakavian’i Zera isam-batan’olona indray izy ka i Zabdy no voatana.
malagasy
Dia nitondra ireo fokon'i Joda izy; ka ny fianakavian'i Zera no notanana; dia nampanatona ny fianakavian'i Zera indray isam-batan'olona izy, ka Zabdy no notanana;