Joshua 7:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampanatona ny ankohonany araka ny olona tsirairay izy ka i Akana, zanak’i Karmy, zanak’i Zabdy, zanak’i Zera, avy tamin’ny fokon’i Joda, no voatana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nampanatoniny isam-batan’olona ny tao an-tranon’i Zabdỳ, ka i Akàna zanak’i Karmì zanak’i Zabdỳ zanak’i Zare avy amin’ny fokon’i Jodà no voatana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia narosony tsirairay ny lehilahy tao amin’ny fianakavian’i Zabdỳ ka i Hakàna, zanakalahin’i Karmỳ sy zafin’i Zabdỳ ary zafiafin’i Zera sady anisan’ny fokon’i Joda, no voatondro.
Malagasy Bible 1865
dia nampanatona ny ankohonany araka ny olona tsirairay izy; dia Akana, zanak'i Karmy, zanak'i Zabdy zanak'i Zera, avy tamin'ny firenen'i Joda, no notanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampanatona ny ankohonany araka ny olona tsirairay izy ka i Akana, zanak’i Karmy, zanak’i Zabdy, zanak’i Zera, avy tamin’ny fokon’i Joda, no voatana.
malagasy
dia nampanatona ny ankohonany araka ny olona tsirairay izy; dia Akana, zanak'i Karmy, zanak'i Zabdy zanak'i Zera, avy tamin'ny firenen'i Joda, no notanana.