Joshua 7:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary namaly an’i Josoa i Akana hoe: Eny, nanota tamin’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely tokoa aho, ary toy izao no nataoko:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Akàna namaly an’i Jôsoe: «Marina izany, izaho tokoa no nanota tamin’i Iaveh Andriamanitr’i Israely, ary izao no nataoko:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Hakàna hoe: –Marina tokoa fa izaho no nanota tamin’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely ary ireto avy no nataoko:
Malagasy Bible 1865
Ary Akana namaly an'i Josoa ka nanao hoe; Eny tokoa, izaho no nanota tamin'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely. ary izao ka izao no nataoko:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary namaly an’i Josoa i Akana hoe: Eny, nanota tamin’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely tokoa aho, ary toy izao no nataoko:
malagasy
Ary Akana namaly an'i Josoa ka nanao hoe; Eny tokoa, izaho no nanota tamin'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely. ary izao ka izao no nataoko: