Joshua 7:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandefa iraka i Josoa, ka nihazakazaka nankany amin’ny tranolay ireo, ary indro, voafina tao anatin’ny tranolainy ireo zavatra ireo, ary ny volafotsy dia tao ambaniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nampandeha iraka i Jôsoe, ka nankany an-day faingana izy ireo, ka indreo ny zavatra voaafina tao an-dain’i Akàna, ary ny volafotsy tao ambany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandefa iraka vitsivitsy ho any amin’ny lain’i Hakàna i Josoa. Nirohotra ho any faingana ireo, ary dia nahita ny zavatra nalevina ka ny volafotsy no tao ambany indrindra.
Malagasy Bible 1865
Dia naniraka olona Josoa, ka nihazakazaka nankany amin'ny lay ireo, ary, indro, voàfina tao anatin'ny lainy ny zavatra, ary ny volafotsy tao ambaniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandefa iraka i Josoa, ka nihazakazaka nankany amin’ny tranolay ireo, ary indro, voafina tao anatin’ny tranolainy ireo zavatra ireo, ary ny volafotsy dia tao ambaniny.
malagasy
Dia naniraka olona Josoa, ka nihazakazaka nankany amin'ny lay ireo, ary, indro, voàfina tao anatin'ny lainy ny zavatra, ary ny volafotsy tao ambaniny.