Joshua 7:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nalainy avy tao amin’ny tranolay ireny ka noentiny teo amin’i Josoa sy ny Zanak’Israely rehetra ary napetrany teo anatrehan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nalainy avy tao afovoan’ny lainy ireny ka nentiny tany amin’i Jôsoe sy ny zanak’i Israely rehetra, ary napetrany teo anatrehan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Navoakan’ireo avy tao an-day ireny ka nentiny tany amin’i Josoa sy ny Israelita rehetra, ary napetrany teo anatrehan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Dia nalainy avy ao amin'ny lay ireny ka nentiny teo amin'i Josoa sy ny Zanak'Isiraely rehetra, ary napetrany teo anatrehan'i Jehovah
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nalainy avy tao amin’ny tranolay ireny ka noentiny teo amin’i Josoa sy ny Zanak’Israely rehetra ary napetrany teo anatrehan’NY TOMPO.
malagasy
Dia nalainy avy ao amin'ny lay ireny ka nentiny teo amin'i Josoa sy ny Zanak'Isiraely rehetra, ary napetrany teo anatrehan'i Jehovah