Joshua 7:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niakatra nankany ny olona sasany, tokony ho telo arivo lahy; kanjo nandositra teo anoloan’ny mponina tao Ay ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tokony ho telo arivo lahy tamin’ny vahoaka no niakatra, kanjo vaky nandositra teo anoloan’ny mponina tao Haia ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tokony ho lehilahy telo arivo no niakatra tany. Kanjo voatery nandositra teo anatrehan’ny mponina tao Hay ireo;
Malagasy Bible 1865
Dia niakatra nankany ny olona sasany, tokony ho telo arivo lahy; kanjo nandositra teo anoloan'ny mponina tao Ay ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niakatra nankany ny olona sasany, tokony ho telo arivo lahy; kanjo nandositra teo anoloan’ny mponina tao Ay ireo.
malagasy
Dia niakatra nankany ny olona sasany, tokony ho telo arivo lahy; kanjo nandositra teo anoloan'ny mponina tao Ay ireo.