Joshua 7:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indrisy, Tompo ô! Inona intsony no holazaiko, fa efa nandositra teo anoloan’ny fahavalony ny Israely?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mifona re aho, ry Tompo ô. Inona no holazaiko, fa i Israely ity no niamboho ny fahavalony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inona moa no azoko lazaina, ry Tompo, fa ny Israelita efa nandositra teo anoloan’ny fahavalony?
Malagasy Bible 1865
Indrisy, Tompo ô! inona intsony no holazaiko, fa ny Isiraely efa niamboho teo anoloan'ny fahavalony?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indrisy, Tompo ô! Inona intsony no holazaiko, fa efa nandositra teo anoloan’ny fahavalony ny Israely?
malagasy
Indrisy, Tompo ô! inona intsony no holazaiko, fa ny Isiraely efa niamboho teo anoloan'ny fahavalony?