Joshua 8:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nifoha vao maraina i Josoa ka nandamina ny vahoaka dia niakatra teo alohan’ny vahoaka hankany Ay izy sy ny loholon’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nifoha maraina koa i Jôsoe, ka nony efa nijery ny toetry ny vahoaka, dia nandroso izy mbamin’ny loholon’i Israely, nitarika ny vahoaka hamely an’i Haia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony ampitso dia nifoha vao maraina be i Josoa ka nisafo ny tafika; avy eo dia nitarika azy hiakatra hamely an’i Hay izy sy ny loholon ’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Dia nifoha maraina koa Josoa ka nandamina ny vahoaka, ary niakatra teo alohan'ny vahoaka hankany Ay izy sy ny loholon'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nifoha vao maraina i Josoa ka nandamina ny vahoaka dia niakatra teo alohan’ny vahoaka hankany Ay izy sy ny loholon’ny Israely.
malagasy
Dia nifoha maraina koa Josoa ka nandamina ny vahoaka, ary niakatra teo alohan'ny vahoaka hankany Ay izy sy ny loholon'ny Isiraely.