Joshua 8:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny vahoaka mpanafika rehetra, izay niaraka tamin’i Josoa, dia niakatra ka nanakaiky sy nanandrify ny tanàna; ary nitoby teo avaratr’i Ay ireo ka ny lohasaha no teo anelanelan’i Ay sy rizareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niakatra sy nanatona tao avokoa ny lehilahy mpiantafika rehetra teo aminy; nony tonga teo an-tandrifin’i Haia izy, dia nitoby teo avara-tanàna, ka ny lohasaha no nanelanelana azy sy i Haia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny miaramila rehetra izay niaraka tamin’i Josoa dia niakatra ka tonga teo amin’ny tandrifin’ny tanàna; ary nitoby teo avaratr’i Hay ireo ka lohasaha no nanelanelana azy amin’ny tanàna.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vahoaka rehetra mpanafika, izay niaraka tamin'i Josoa, dia niakatra ka nanakaiky sy nanandrify ny tanàna; ary nitoby teo avaratr'i Ay izy, ka ny lohasaha no teo anelanelan'izy sy Ay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny vahoaka mpanafika rehetra, izay niaraka tamin’i Josoa, dia niakatra ka nanakaiky sy nanandrify ny tanàna; ary nitoby teo avaratr’i Ay ireo ka ny lohasaha no teo anelanelan’i Ay sy rizareo.
malagasy
Ary ny vahoaka rehetra mpanafika, izay niaraka tamin'i Josoa, dia niakatra ka nanakaiky sy nanandrify ny tanàna; ary nitoby teo avaratr'i Ay izy, ka ny lohasaha no teo anelanelan'izy sy Ay.