Joshua 8:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia naka olona tokony ho dimy arivo lahy izy ka nampanao vela-pandrika teo anelanelan’i Betela sy i Ay, andrefan’ny tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naka lehilahy sahabo ho dimy arivo i Jôsoe, napetrany ho otrika eo anelanelan’i Betela sy i Haia, teo andrefan-tanàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nifantina tokony ho dimy arivo lahy moa i Josoa ka nametraka azy hamitsaka teo andrefan’ny tanàna, teo anelanelan’i Betela sy i Hay.
Malagasy Bible 1865
Dia naka olona tokony ho dimy arivo lahy izy ka nampanotrika azy teo anelanelan'i Betela sy Ay, andrefan'ny tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia naka olona tokony ho dimy arivo lahy izy ka nampanao vela-pandrika teo anelanelan’i Betela sy i Ay, andrefan’ny tanàna.
malagasy
Dia naka olona tokony ho dimy arivo lahy izy ka nampanotrika azy teo anelanelan'i Betela sy Ay, andrefan'ny tanàna.