Joshua 8:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa voalahatry ny vahoaka ny toby rehetra izay teo avaratry ny tanàna sy ny vela-pandrika teo andrefan’ny tanàna dia nandeha nankeo amin’ny lohasaha i Josoa tamin’io alina io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony voalahatry ny vahoaka ny toby rehetra teo avara-tanàna, sy ny otrika teo andrefan-tanàna dia nandroso eo am-pamatonan-dohasaha iny alina iny ihany i Jôsoe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tafika ankapobeny dia nitoby tao avaratry ny tanàna ary ny andiany sasany kosa tao andrefana, fa i Josoa nandany ny alina tao an-dohasaha.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa voalahatry ny vahoaka ny toby rehetra izay teo avaratry ny tanàna sy ny otrika teo andrefan'ny tanàna, dia nandeha nankeo amin'ny lohasaha Josoa tamin'izany alina izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa voalahatry ny vahoaka ny toby rehetra izay teo avaratry ny tanàna sy ny vela-pandrika teo andrefan’ny tanàna dia nandeha nankeo amin’ny lohasaha i Josoa tamin’io alina io.
malagasy
Ary rehefa voalahatry ny vahoaka ny toby rehetra izay teo avaratry ny tanàna sy ny otrika teo andrefan'ny tanàna, dia nandeha nankeo amin'ny lohasaha Josoa tamin'izany alina izany.