Joshua 8:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Josoa sy ny Israely rehetra dia nody resy teo anoloany ka nanao tari-dositra tamin’ny lalana mankany an-tany efitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nody resy teo anoloan’izy ireo i Jôsoe sy i Israely rehetra, ka nandositra tamin’ny lalana mankany an’efitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nody resy teo anatrehany kosa i Josoa sy ny Israelita rehetra ka nandositra tamin’ny lalana mankany an-taniefitra.
Malagasy Bible 1865
Ary Josoa sy ny Isiraely rehetra nody resy teo anoloany ka nanao tari-dositra tamin'ny lalana mankany an-efitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Josoa sy ny Israely rehetra dia nody resy teo anoloany ka nanao tari-dositra tamin’ny lalana mankany an-tany efitra.
malagasy
Ary Josoa sy ny Isiraely rehetra nody resy teo anoloany ka nanao tari-dositra tamin'ny lalana mankany an-efitra.