Joshua 8:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifampiantso hanenjika azy ny vahoaka rehetra izay tao an-tanàna; ary nanenjika an’i Josoa izy ka voatarika ho tafavoaka ny tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay ny vahoaka rehetra tao an-tanàna, nifamory hanenjika azy ireo. Dia nanenjika an’i Jôsoe izy ireo, ka dia voatarika lavitra ny tanàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nifampiantso hanenjika azy ny lehilahy rehetra tao an-tanàna, ary nanenjika an-dry i Josoa ka voatarika ho lasa lavitry ny tanàna.
Malagasy Bible 1865
Dia nifampiantso hanenjika azy ny vahoaka rehetra izay tao an-tanàna; ary nanenjika an'i Josoa izy, ka dia voatarika ho tafavoaka ny tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifampiantso hanenjika azy ny vahoaka rehetra izay tao an-tanàna; ary nanenjika an’i Josoa izy ka voatarika ho tafavoaka ny tanàna.
malagasy
Dia nifampiantso hanenjika azy ny vahoaka rehetra izay tao an-tanàna; ary nanenjika an'i Josoa izy, ka dia voatarika ho tafavoaka ny tanàna.