Joshua 8:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nisy lehilahy tavela, na tao Ay na tao Betela, fa tsy nisy izay tsy nandeha hanenjika ny Israely; ary nilaozany mbola nivoha ny tanàna ka lasa nanenjika ny Israely izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nisy lehilahy sisa tao Haia sy tao Betela fa nivoaka nanenjika an’i Israely izy rehetra. Navelany nivoha ny tanàna, ka lasa nanenjika an’i Israely izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nisy lehilahy tavela intsony tao Hay fa samy nivoaka hanenjika ny Israelita avokoa, ary namela ny tanàna hidanadana teo.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy nisy lehilahy sisa, na tao Ay na tao Betela, izay tsy nivoaka hanenjika ny Isiraely; ary nilaozany mbola nivoha ny tanàna, ka lasa nanenjika ny Isiraely izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nisy lehilahy tavela, na tao Ay na tao Betela, fa tsy nisy izay tsy nandeha hanenjika ny Israely; ary nilaozany mbola nivoha ny tanàna ka lasa nanenjika ny Israely izy.
malagasy
Ary tsy nisy lehilahy sisa, na tao Ay na tao Betela, izay tsy nivoaka hanenjika ny Isiraely; ary nilaozany mbola nivoha ny tanàna, ka lasa nanenjika ny Isiraely izy.