Joshua 8:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Josoa: Atondroy an’i Ay ny lefona izay eny an-tananao fa hatolotro eo an-tananao i Ay. Dia natondron’i Josoa ny tanàna ny lefona izay teny an-tanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Iaveh tamin’i Jôsoe: «Atsory mankany Haia ny lefona eny an-tananao, fa efa natolotro ho eo ambany fahefanao izy.» Dia natondron’i Jôsoe ny tanàna ny lefona teny an-tanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny TOMPO tamin’i Josoa: –Ambano amin’ny lefona eny an-tananao i Hay satria hatolotro eo an-tananao izy. Dia nanambanan’i Josoa ny tanàna ilay lefona teny an-tanany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamin'i Josoa: Atondroy an'i Ay ny lefona izay eny an-tananao; fa hatolotro eo an-tananao Ay. Dia natondron'i Josoa ny tanàna ny lefona izay teny an-tànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Josoa: Atondroy an’i Ay ny lefona izay eny an-tananao fa hatolotro eo an-tananao i Ay. Dia natondron’i Josoa ny tanàna ny lefona izay teny an-tanany.
malagasy
Ary hoy Jehovah tamin'i Josoa: Atondroy an'i Ay ny lefona izay eny an-tananao; fa hatolotro eo an-tananao Ay. Dia natondron'i Josoa ny tanàna ny lefona izay teny an-tànany.