Joshua 8:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha vao natondrony ny tanany dia nirohotra haingana ny nanao vela-pandrika avy tao amin’ny nitoerany ka nihazakazaka; dia niditra tao an-tanàna izy ireo ka nahazo azy ary nandoro azy haingana tamin’ny afo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao nanatsotra ny tanany izy, dia niroatra faingana avy eo amin’izay nitoerany ny otrika, ka nihazakazaka niditra ny tanàna sy naka azy, ka nodorany faingana ny tanàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha vao naninji-tanana i Josoa, dia niroatra avy tao amin’ny fiafenany faingana ireo Israelita namitsaka, ary nihazakazaka niditra ny tanàna ka naka azy sady nandoro azy avy hatrany.
Malagasy Bible 1865
Dia niroatra faingana ny otrika avy tao amin'ny nitoerany ka nihazakazaka, raha vao natondrony ny tànany; dia niditra tao an-tanàna izy ka nahafaka azy ary nandoro azy faingana tamin'ny afo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Dia niroatra faingana ny otrika avy tao amin'ny nitoerany ka nihazakazaka, raha vao natondrony ny tànany; dia niditra tao an-tanàna izy ka nahafaka azy ary nandoro azy faingana tamin'ny afo.