Joshua 8:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa hitan’i Josoa sy ny Israely rehetra fa efa azon’ny vela-pandrika ny tanàna ka niakatra ny setroky ny tanàna dia nifotitra izy ka namely ny mponina tao Ay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony hitan’i Jôsoe sy i Israely rehetra ity tanàna efa azon’ny otrika, sy ny setroka nisavoana, dia nifotitra izy ka namely ny mponina tao Haia;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Josoa sy ny Israelita rehetra manko, rehefa nahita fa azon’ireo miaramila avy tao ivoho ny tanàna ary niakatra ny setroky ny fandoroana azy, dia nifotitra ka namely ny lehilahin’i Hay.
Malagasy Bible 1865
Fa rehefa hitan'i Josoa sy ny Isiraely rehetra fa efa azon'ny otrika ny tanàna, ka niakatra ny setroky ny tanàna, dia nifotitra izy ka namely ny mponina tao Ay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa hitan’i Josoa sy ny Israely rehetra fa efa azon’ny vela-pandrika ny tanàna ka niakatra ny setroky ny tanàna dia nifotitra izy ka namely ny mponina tao Ay.
malagasy
Fa rehefa hitan'i Josoa sy ny Isiraely rehetra fa efa azon'ny otrika ny tanàna, ka niakatra ny setroky ny tanàna, dia nifotitra izy ka namely ny mponina tao Ay.