Joshua 8:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nataony sambo-belona ny mpanjakan’i Ay ka noentiny teo amin’i Josoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataony sambo-belona ny mpanjakan’i Haia, ka nentiny teo amin’i Jôsoe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
afa-tsy ny mpanjakan’i Hay izay natao sambo-belona ary natolotra an’i Josoa.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjakan'i Ay nataony sambo-belona ka nentiny teo amin'i Josoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nataony sambo-belona ny mpanjakan’i Ay ka noentiny teo amin’i Josoa.
malagasy
Ary ny mpanjakan'i Ay nataony sambo-belona ka nentiny teo amin'i Josoa.