Joshua 8:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa avy namono ny mponina rehetra tao Ay tany an-tsaha ny Israely, tany amin’ny tany efitra nanenjehany azy, ka lavo tamin’ny lelan-tsabatra avokoa izy rehetra mandra-pahalany ritra azy dia niverina tany Ay ny Israely rehetra ka namely azy tamin’ny lelan-tsabatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tapitra matin’i Israely ny mponina rehetra tao Haia, na teny an-tsaha, na tany an’efitra nanenjehany azy, ka efa lavon’ny lelan-tsabatra daholo hatramin’ny farany indrindra, dia niverina tao an-tanàna indray i Israely rehetra ka novonoiny tamin’ny lelan-tsabatra ny olona tao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Novonoin’ny Israelita teny an-kodahoda avokoa ireo lehilahin’i Hay nanenjika azy. Ary rehefa matin’ny sabatra avokoa ireo, dia niverina tao Hay ny Israelita rehetra namely an-tsabatra ny mponina sisa tao.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa namono ny mponina rehetra tao Ay tany an-tsaha ny Isiraely, dia tany amin'ny efitra nanenjehany azy, ka lavo tamin'ny lelan-tsabatra avokoa izy rehetra mandra-pahalany ritrany, dia niverina tany Ay ny Isiraely rehetra ka namely azy tamin'ny lelan-tsabatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa avy namono ny mponina rehetra tao Ay tany an-tsaha ny Israely, tany amin’ny tany efitra nanenjehany azy, ka lavo tamin’ny lelan-tsabatra avokoa izy rehetra mandra-pahalany ritra azy dia niverina tany Ay ny Israely rehetra ka namely azy tamin’ny lelan-tsabatra.
malagasy