Joshua 8:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo rehetra maty tamin’izany andro izany, na lehilahy na vehivavy, dia roa arivo sy iray alina, izany hoe ny mponina rehetra tao Ay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy 12.000 no totalin’ny maty tamin’izany andro izany, na lahy na vavy, samy mponina tao Haia avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maty tamin’izany andro izany avokoa ny mponina rehetra tao Hay, dia lehilahy sy vehivavy miisa 12 000.
Malagasy Bible 1865
Ary izay rehetra maty tamin'izany andro izany, na lehilahy na vehivavy, dia roa arivo amby iray alina, dia ny mponina rehetra tao Ay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo rehetra maty tamin’izany andro izany, na lehilahy na vehivavy, dia roa arivo sy iray alina, izany hoe ny mponina rehetra tao Ay.
malagasy
Ary izay rehetra maty tamin'izany andro izany, na lehilahy na vehivavy, dia roa arivo amby iray alina, dia ny mponina rehetra tao Ay.