Joshua 8:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy nampihemotra ny tanany izay nanondro tamin’ny lefona i Josoa mandra-panaony ny mponina rehetra tao Ay ho zavatra voaozona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nahemotr’i Jôsoe ny tanany natsotrany sy ny lefona mandra-panaovany anatema ny mponina rehetra tao Haia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nampidinin’i Josoa ny tanany nanambana lefona ambara-paharingan’ny mponina rehetra tao Hay.
Malagasy Bible 1865
Ary Josoa tsy nampihemotra ny tànany izay nanondro tamin'ny lefona mandra-pandringana ny mponina rehetra tao Ay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy nampihemotra ny tanany izay nanondro tamin’ny lefona i Josoa mandra-panaony ny mponina rehetra tao Ay ho zavatra voaozona.
malagasy
Ary Josoa tsy nampihemotra ny tànany izay nanondro tamin'ny lefona mandra-pandringana ny mponina rehetra tao Ay.[Heb. herema]