Joshua 8:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa ny biby fiompy mbamin’ny fananana rehetra tao amin’izany tanàna izany dia nalain’ny Israely ho babony ihany, araka ny tenin’NY TOMPO izay nandidiany an’i Josoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny biby fiompy sy ny zavatra babo tao an-tanàna ihany no nalain’ny Israelita, araka ny didin’i Iaveh, izay nandidiany an’i Jôsoe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Araka ny baiko nomen’ny TOMPO an’i Josoa dia ny biby fiompy sy ny fananana izay tao an-tanàna ihany no azon’ny Israelita baboina.
Malagasy Bible 1865
Nefa ny biby fiompy mbamin'ny fananana rehetra tao amin'izany tanàna izany dia nalain'ny Isiraely ho babony ihany, araka ny tenin'i Jehovah izay nandidiany an'i Josoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa ny biby fiompy mbamin’ny fananana rehetra tao amin’izany tanàna izany dia nalain’ny Israely ho babony ihany, araka ny tenin’NY TOMPO izay nandidiany an’i Josoa.
malagasy
Nefa ny biby fiompy mbamin'ny fananana rehetra tao amin'izany tanàna izany dia nalain'ny Isiraely ho babony ihany, araka ny tenin'i Jehovah izay nandidiany an'i Josoa.