Joshua 8:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nodoran’i Josoa i Ay ka nofoanany ho tanàna haolo mandrakizay, dia toy izany mandraka androany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nodoran’i Jôsoe i Haia ary nofongorany nataony antontan-trano rava mandrakizay, izay mbola ao mandraka androany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nodoran’i Josoa i Hay ary nataony antontan-trano rava sy haolo mandrakizay, ka dia toy izany mandraka androany.
Malagasy Bible 1865
Ary Ay dia nodoran'i Josoa ka nofoanany ho tanànaolo mandrakizay, dia toy izany mandraka androany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nodoran’i Josoa i Ay ka nofoanany ho tanàna haolo mandrakizay, dia toy izany mandraka androany izy.
malagasy
Ary Ay dia nodoran'i Josoa ka nofoanany ho tanànaolo mandrakizay, dia toy izany mandraka androany izy.