Joshua 8:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga i Josoa sy ny mpanafika rehetra hiakatra any Ay, ary nifidy lehilahy mahery telo alina i Josoa ka nandefa ireo rehefa alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niainga i Jôsoe sy ny mpiantafika rehetra hiakatra hamely an’i Haia. Nifidy lehilahy mahery 30.000 i Jôsoe, nalefany tamin’ny alina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niainga hamely an’i Hay i Josoa sy ny tafiny. Ary i Josoa nifidy lehilahy mahery fo miisa telo alina, dia naniraka azy nony alina
Malagasy Bible 1865
Dia niainga Josoa sy ny mpanafika rehetra hiakatra any Ay, ary nifidy lehilahy mahery telo alina Josoa ka nandefa ireo tamin'ny alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga i Josoa sy ny mpanafika rehetra hiakatra any Ay, ary nifidy lehilahy mahery telo alina i Josoa ka nandefa ireo rehefa alina.
malagasy
Dia niainga Josoa sy ny mpanafika rehetra hiakatra any Ay, ary nifidy lehilahy mahery telo alina Josoa ka nandefa ireo tamin'ny alina.