Joshua 8:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nosoratany teo amin’ny vato ny dika mitovy tamin’ny lalànan’i Mosesy, izay nosoratany teo anatrehan’ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nosoratan’i Jôsoe tamin’ny vato teo koa, ny dikan’ny lalàna efa nosoratan’i Môizy teo anatrehan’ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo amin’ny vaton’io alitara io no nanoratan’i Josoa ny kopian’ny lalàna izay nosoratan’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
Dia nosoratany teo amin'ny vato ny dikan'ny lalàn'i Mosesy, izay efa nosoratany teo anatrehan'ny Zanak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nosoratany teo amin’ny vato ny dika mitovy tamin’ny lalànan’i Mosesy, izay nosoratany teo anatrehan’ny Zanak’Israely.
malagasy
Dia nosoratany teo amin'ny vato ny dikan'ny lalàn'i Mosesy, izay efa nosoratany teo anatrehan'ny Zanak'Isiraely.