Joshua 8:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho sy ny vahoaka rehetra izay miaraka amiko kosa dia hanatona ny tanàna; ary rehefa manatona hamely anay tahaka ny teo ny olona dia handositra eo anoloany izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hanatona ny tanàna aho sy ny vahoaka rehetra izay miaraka amiko, ka nony mivoaka mitsena anay izy ireo toy ny tamin’ny teo, dia handositra eo anoloany izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho sy ny olona rehetra miaraka amiko kosa hanatona ny tanàna; ary rehefa mivoaka hifanehatra aminay toy ny tamin’ny voalohany ny mponin’i Hay, dia handositra eo anoloany izahay.
Malagasy Bible 1865
Ary izaho sy ny vahoaka rehetra izay miaraka amiko kosa dia hanatona ny tanàna; ary rehefa mivoaka hamely anay tahaka ny teo ny olona, dia handositra eo anoloany izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho sy ny vahoaka rehetra izay miaraka amiko kosa dia hanatona ny tanàna; ary rehefa manatona hamely anay tahaka ny teo ny olona dia handositra eo anoloany izahay.
malagasy
Ary izaho sy ny vahoaka rehetra izay miaraka amiko kosa dia hanatona ny tanàna; ary rehefa mivoaka hamely anay tahaka ny teo ny olona, dia handositra eo anoloany izahay.