Joshua 8:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hivoaka hanenjika anay izy mandra-pitarikay azy hiala ao an-tanàna; fa hoy izy hoe: Mandositra eo anoloantsika tahaka ny teo izy; dia hanao tari-dositra eo anoloany izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hivoaka hanenjika anay izy ireo mandra-pahatarikay azy lavitra ny tanàna fa hanao hoe: Mandositra antsika toy ny teo izy. Ka dia handositra eo anoloany izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hivoaka hanenjika anay ireo ka hotarihinay ho lavitra ny tanàna. Hoheveriny manko fa mandositra eo anoloany toy ny tamin’ny voalohany izahay.
Malagasy Bible 1865
Dia hivoaka hanenjika anay izy mandra-pitarikay azy hiala ao an-tanàna; fa izy hanao hoe: Mandositra eo anoloantsika tahaka ny teo izy; dia hanao tari-dositra eo anoloany izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hivoaka hanenjika anay izy mandra-pitarikay azy hiala ao an-tanàna; fa hoy izy hoe: Mandositra eo anoloantsika tahaka ny teo izy; dia hanao tari-dositra eo anoloany izahay.
malagasy
Dia hivoaka hanenjika anay izy mandra-pitarikay azy hiala ao an-tanàna; fa izy hanao hoe: Mandositra eo anoloantsika tahaka ny teo izy; dia hanao tari-dositra eo anoloany izahay.