Joshua 8:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hiroatra avy ao amin’ny vela-pandrika kosa ianareo ka ho azonareo ny tanàna, fa hatolotry NY TOMPO Andriamanitrareo eo an-tananareo izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izay kosa ianareo dia hivoaka avy ao amin’ny fanotrehanareo, ka haka ny tanàna; hatolotr’i Iaveh Andriamanitrareo eo an-tananareo izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay ianareo no hipoitra avy ao amin’ny famitsahana ka haka ny tanàna, satria hatolotry ny TOMPO ho eo an-tananareo i Hay.
Malagasy Bible 1865
Ary dia hiroatra avy ao amin'ny fanotrehana kosa ianareo, ka ho azonareo ny tanàna; fa atolotr'i Jehovah Andriamanitrareo eo an-tananareo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hiroatra avy ao amin’ny vela-pandrika kosa ianareo ka ho azonareo ny tanàna, fa hatolotry NY TOMPO Andriamanitrareo eo an-tananareo izy.
malagasy
Ary dia hiroatra avy ao amin'ny fanotrehana kosa ianareo, ka ho azonareo ny tanàna; fa atolotr'i Jehovah Andriamanitrareo eo an-tananareo izy.