Joshua 8:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampandehanin’i Josoa izy ireo ka roso hanao vela-pandrika ary nitoetra teo andrefan’i Ay, teo anelanelan’i Betela sy i Ay. Fa i Josoa kosa dia nitoetra teo amin’ny vahoaka ihany tamin’izany alina izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nalefan’i Jôsoe izy ireo ka lasa naka toerana hiotrika tao anelanelan’i Betela sy i Haia, tao andrefan’i Haia. Ary i Jôsoe kosa nitoetra teo amin’ny vahoaka ihany tamin’iny alina iny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nalefan’i Josoa ireo lehilahy mahery fo ireo ho any amin’ny faritra hamitsahany ka lasa naka toerana teo andrefan’i Hay, teo anelanelan’i Betela sy i Hay; fa i Josoa nijanona teo anivon’ny tafika sisa ihany tamin’io alina io.
Malagasy Bible 1865
Dia nampandehanin'i Josoa izy ireo, ary nandeha hanotrika ka nitoetra teo andrefan'i Ay, teo anelanelan'i Betela sy Ay; fa Josoa kosa nitoetra teo amin'ny vahoaka ihany tamin'izany alina izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Dia nampandehanin'i Josoa izy ireo, ary nandeha hanotrika ka nitoetra teo andrefan'i Ay, teo anelanelan'i Betela sy Ay; fa Josoa kosa nitoetra teo amin'ny vahoaka ihany tamin'izany alina izany.