Joshua 9:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nandre izany ny mpanjaka rehetra izay tetỳ andafin’i Jordana, na ny tany amin’ny havoana na ny tany Sefela na ny tany amoron’ny Ranomasina Lehibe tandrifin’i Libanona, dia ny Hetita, ny Amorita, ny Kananita, ny Perizita, ny Hivita ary ny Jebosita,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre izany ny mpanjaka rehetra atỳ an-dafin’i Jordany, na ny eny amin’ny tendrombohitra na ny eny amin’ny tany lemaka na ny amoron-tsiraky ny ranomasina lehibe, tandrifin’i Libàna, ny Amôreana, ny Kananeanina, ny Ferezeanina, ny Heveanina, ary ny Jeboseanina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny vaovao momba ny faharavàn’i Hay dia ren’ireo mpanjaka izay teny amin’ny faritra rehetra andafy andrefan’i Jôrdàna; teny amin’ny havoana sy teny amin’ny lemak’i Sefelà ary teny amin’tany rehetra amoron’ny Ranomasina Mediteranea ka hatrany hatrany Libano. Koa nifamory ny mpanjaka hetita sy amôrita mbamin’ny mpanjaka kanahanita sy perizita ary ny mpanjaka hivita sy jebosita
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nandre izany ny mpanjaka rehetra izay etỳ an-dafin'i Jordana, na ny tany amin'ny tany havoana, na ny tany amin'ny tany lemaka amoron-tsiraka, na ny tany amoron'ny Ranomasina Lehibe tandrifin'i Libanona, dia ny Hetita, ny Amorita, ny Kananita, ny Perizita, ny Hivita ary ny Jebosita,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nandre izany ny mpanjaka rehetra izay tetỳ andafin’i Jordana, na ny tany amin’ny havoana na ny tany Sefela na ny tany amoron’ny Ranomasina Lehibe tandrifin’i Libanona, dia ny Hetita, ny Amorita, ny Kananita, ny Perizita, ny Hivita ary ny Jebosita,
malagasy
[Ny hafetsena nataon'ny Gibeonita mba tsy handringanana azy] Ary rehefa nandre izany ny mpanjaka rehetra izay etỳ an-dafin'i Jordana, na ny tany amin'ny tany havoana, na ny tany amin'ny tany lemaka amoron-tsiraka, na ny tany amoron'ny Ranomasina Lehibe tandrifin'i Libanona, dia ny Hetita, ny Amorita, ny Kananita, ny Perizita, ny Hivita ary ny Jebosita, [Heb. Sefela]