Joshua 9:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nakan’ny olona ny vatsin’ireo nefa tsy nanontany tamin’ny vavan’NY TOMPO izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nangalan’ny lehilahy tamin’i Israely ny vatsin’izy ireo, nefa tsy nanontany izay tenin’i Iaveh izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nihinanan’ny Israelita ny vatsin-dry zareo fa tsy nanontaniany akory ny TOMPO ny amin’io.
Malagasy Bible 1865
Ary nangalan'ny olona ny vatsin'ireo, nefa tsy nanontany tamin'ny vavan'i Jehovah izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nakan’ny olona ny vatsin’ireo nefa tsy nanontany tamin’ny vavan’NY TOMPO izy.
malagasy
Ary nangalan'ny olona ny vatsin'ireo, nefa tsy nanontany tamin'ny vavan'i Jehovah izy.