Joshua 9:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanao fihavanana taminy i Josoa ka nanao fanekena taminy mba tsy hamono azy; ary ny lohan’ny fiangonana koa dia nianiana taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nanaiky hihavana amin’izy ireo i Jôsoe, sy nanao fanekem-pihavanana taminy fa hovelominy izy; sady nianiana taminy araka izany koa ny lohan’ny fiangonana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanao fanekempihavanana tamin’ny Gibehônita i Josoa ka niantoka fa tsy hamono azy; ary nohamafisin’ireo loholom-piangonana israelita tamin’ny fianianana izany.
Malagasy Bible 1865
Ary Josoa dia nanao fihavanana taminy ka nanao fanekena taminy mba tsy hamono azy; ary ny lohan'ny fiangonana koa dia nianiana taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanao fihavanana taminy i Josoa ka nanao fanekena taminy mba tsy hamono azy; ary ny lohan’ny fiangonana koa dia nianiana taminy.
malagasy
Ary Josoa dia nanao fihavanana taminy ka nanao fanekena taminy mba tsy hamono azy; ary ny lohan'ny fiangonana koa dia nianiana taminy.