Joshua 9:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony afaka hateloana taorianan’ny nanaovany fanekena taminy dia reny fa mpifanakaiky aminy ihany ireo sady mpiara-mitoetra eo aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo, hateloana taorian’ny nanaovana ny fanekem-pihavanana dia re fa mifanakaiky aminy sy monina eo aminy ihany ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Telo andro taorian’ny nahavitan’ny fanekempihavanana, dia ren’ny Israelita fa mponina mifanakaiky aminy ihany ireo olona ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary nony efa afaka hateloana no nanaovany fanekena taminy, dia reny fa mifanakaiky aminy ihany ireo sady mitoetra eo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony afaka hateloana taorianan’ny nanaovany fanekena taminy dia reny fa mpifanakaiky aminy ihany ireo sady mpiara-mitoetra eo aminy.
malagasy
Ary nony efa afaka hateloana no nanaovany fanekena taminy, dia reny fa mifanakaiky aminy ihany ireo sady mitoetra eo aminy.