Joshua 9:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga ny Zanak’Israely ka tonga tany an-tanànan’ireo tamin’ny andro fahatelo. Ary ny tanànany dia Gibeona, Kefira, Berota ary Kiriata-Jearima.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa niainga ny zanak’i Israely dia tonga tany an-tanànan’izy ireo nony afaka hateloana; ny tanànany dia i Gabaôna, i Kafira, i Berôta ary i Kariatiarima.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niainga ny Israelita; ka nony afaka telo andro, dia tonga tany an-tanànan-dry zareo, izany hoe tao Gibehona sy Kefirà ary Beerôta sy Kiriata-Jeharima.
Malagasy Bible 1865
Dia niainga ny Zanak'Isiraely ka tonga tany an-tanànan'ireo tamin'ny andro fahatelo. Ary Gibeona sy Kefira sy Berota ary Kiriata-jearima no tanànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga ny Zanak’Israely ka tonga tany an-tanànan’ireo tamin’ny andro fahatelo. Ary ny tanànany dia Gibeona, Kefira, Berota ary Kiriata-Jearima.
malagasy
Dia niainga ny Zanak'Isiraely ka tonga tany an-tanànan'ireo tamin'ny andro fahatelo. Ary Gibeona sy Kefira sy Berota ary Kiriata-jearima no tanànany.