Joshua 9:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hoy ny loholona rehetra tamin’ny fiangonana manontolo: NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, no efa nianiananay taminy, koa ankehitriny dia tsy mahazo mamely azy isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy ny filohany rehetra tamin’ny fiangonana rehetra: «Efa nanao fianianana taminy izahay tamin’i Iaveh Andriamanitr’i Israely, ary izao tsy mahazo mikasika azy isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
saingy novalian’ireo hoe: –Ny anaran’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely no efa nianiananay taminy; koa tsy azontsika atao ny mamely azy ankehitriny.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ny loholona rehetra tamin'ny fiangonana rehetra: Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, no efa nianiananay taminy; koa ankehitriny tsy mahazo mamely azy isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hoy ny loholona rehetra tamin’ny fiangonana manontolo: NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, no efa nianiananay taminy, koa ankehitriny dia tsy mahazo mamely azy isika.
malagasy
Fa hoy ny loholona rehetra tamin'ny fiangonana rehetra: Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, no efa nianiananay taminy; koa ankehitriny tsy mahazo mamely azy isika.