Joshua 9:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia niray hina ka niangona hiady amin’i Josoa sy ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia niray hina hiara-miady amin’i Jôsoe sy i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka niray hina hiady amin’i Josoa sy ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
dia niray hina niangona hiady amin'i Josoa sy ny Isiraely izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia niray hina ka niangona hiady amin’i Josoa sy ny Israely.
malagasy
dia niray hina niangona hiady amin'i Josoa sy ny Isiraely izy.