Joshua 9:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no hataontsika aminy: Havelantsika ho velona ihany izy fandrao hisy fahatezerana mahatratra antsika noho ny fianianana nataontsika taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no hanaovantsika azy: Havelantsika ho velona ihany izy, mba tsy hitarika ny fahatezeran’i Iaveh amintsika noho ny fianianana efa nataonay taminy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy maintsy avelantsika ho velona ihany ireo: fa raha tsy izany, dia hiharan’ny fahatezeran’ny Tompo isika noho ny fianianana efa vitanay. Saingy izao no hataontsika azy:
Malagasy Bible 1865
Fa izao no hataontsika aminy: Havelantsika ho velona ihany izy, fandrao hisy fahatezerana mahatratra antsika noho ny fianianana nataontsika taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no hataontsika aminy: Havelantsika ho velona ihany izy fandrao hisy fahatezerana mahatratra antsika noho ny fianianana nataontsika taminy.
malagasy
Fa izao no hataontsika aminy: Havelantsika ho velona ihany izy, fandrao hisy fahatezerana mahatratra antsika noho ny fianianana nataontsika taminy.