Joshua 9:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny voaozona ianareo ary tsy hisy ho afaka, fa ho andevo sy ho mpikapa hazo ary ho mpantsaka rano ho an’ny tranon’Andriamanitro ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny, voaozona ianareo, ka tsy misy aminareo tsy ho andevo, hikapa hazo sy hantsaka rano ho an’ny tranon’Andriamanitra ».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny dia voaozona ianareo, ka tsy hitsahatra ny hanompo, satria ho mpaka kitay sy mpantsaka rano ho an’ny tranon’Andriamanitro ianareo.
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny voaozona ianareo, ary tsy hisy ho afaka, fa ho andevo sy ho mpikapa hazo ary ho mpantsaka rano ho an'ny tranon'Andriamanitro ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny voaozona ianareo ary tsy hisy ho afaka, fa ho andevo sy ho mpikapa hazo ary ho mpantsaka rano ho an’ny tranon’Andriamanitro ianareo.
malagasy
Koa ankehitriny voaozona ianareo, ary tsy hisy ho afaka, fa ho andevo sy ho mpikapa hazo ary ho mpantsaka rano ho an'ny tranon'Andriamanitro ianareo.