Joshua 9:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ankehitriny, indreto eto an-tananao izahay, koa araka izay ataonao ho tsara sy marina hatao aminay ary no ataovy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indreto izahay ankehitriny eo an-tananao, ka ataovy aminay izay ataonao ho mety sy marina hanaovana anay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny, indreto izahay eo an-tananao; koa araka izay heverinao ho tsara sy rariny no ataovy aminay.
Malagasy Bible 1865
koa ankehitriny, indreto, eto an-tananao izahay, koa araka izay ataonao ho tsara sy marina hatao aminay dia ataovy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ankehitriny, indreto eto an-tananao izahay, koa araka izay ataonao ho tsara sy marina hatao aminay ary no ataovy.
malagasy
koa ankehitriny, indreto, eto an-tananao izahay, koa araka izay ataonao ho tsara sy marina hatao aminay dia ataovy.