Joshua 9:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanao izany taminy izy ka namonjy azy tamin’ny tanan’ny Zanak’Israely mba tsy hahafaty azy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataon’i Jôsoe tamin’izy ireo ny voalazany: nanafaka azy teo an-tanan’ny zanak’i Israely izy mba tsy hataony maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia izao no nataon’i Josoa tamin’ny Gibehônita: narovany tsy hovonoin’ny Israelita ireo.
Malagasy Bible 1865
Dia nanao izany taminy izy ka namonjy azy tamin'ny tanan'ny Zanak'Isiraely, mba tsy hahafaty azy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanao izany taminy izy ka namonjy azy tamin’ny tanan’ny Zanak’Israely mba tsy hahafaty azy ireo.
malagasy
Dia nanao izany taminy izy ka namonjy azy tamin'ny tanan'ny Zanak'Isiraely, mba tsy hahafaty azy ireo.Dia natolotr'i Josoa tamin'izany andro izany ireo ho mpikapa hazo sy ho mpantsaka rano ho an'ny fiangonana sy ho an'ny alitaran'i Jehovah mandraka androany eo amin'ny tany izay hofidiny.