Joshua 9:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mponina tao Gibeona dia nahare izay nanaovan’i Josoa an’i Jeriko sy i Ay
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny mponina tao Gabaôna kosa, nony nandre ny nanaovan’i Jôsoe an’i Jerikô sy i Haia,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mponina tao Gibehôna dia isan’ny Hivita; kanefa, nony nandre an’izay nataon’i Josoa tamin’i Jerikao sy i Hay ry zareo,
Malagasy Bible 1865
Ary ny mponina tao Gibeona nahare izay nanaovan'i Josoa an'i Jeriko sy Ay,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mponina tao Gibeona dia nahare izay nanaovan’i Josoa an’i Jeriko sy i Ay
malagasy
Ary ny mponina tao Gibeona nahare izay nanaovan'i Josoa an'i Jeriko sy Ay,