Joshua 9:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nankany amin’i Josoa teo an-toby tany Gilgala izy ireo ka niteny taminy sy tamin’ny Israelita hoe: Avy any an-tany lavitra izahay; koa ankehitriny, mba manaova fanekena aminay ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nankany amin’i Jôsoe tao an-toby tany Galgalà izy ireo, ka niteny taminy sy tamin’ny lehilahy rehetra tamin’i Israely hoe: «Avy any an-tany lavitra izahay; koa ankehitriny, aoka mba hanao fanekena aminay ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nankany amin’i Josoa sy ny Israelita izay nitoby tao Gilgala ry zareo ka nanao taminy hoe: –Avy any an-tany lavitra izahay no tonga hangataka anareo hanao fanekempihavanana aminay izao!
Malagasy Bible 1865
Dia nankany amin'i Josoa teo an-toby tany Gilgala izy ireo ka niteny taminy sy tamin'ny Isiraelita nanao hoe: Avy any an-tany lavitra izahay; koa ankehitriny mba manaova fanekena aminay ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nankany amin’i Josoa teo an-toby tany Gilgala izy ireo ka niteny taminy sy tamin’ny Israelita hoe: Avy any an-tany lavitra izahay; koa ankehitriny, mba manaova fanekena aminay ianareo.
malagasy
Dia nankany amin'i Josoa teo an-toby tany Gilgala izy ireo ka niteny taminy sy tamin'ny Isiraelita nanao hoe: Avy any an-tany lavitra izahay; koa ankehitriny mba manaova fanekena aminay ianareo.