Joshua 9:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny Israelita tamin’ireo Hivita ireo: Angamba mponina ato aminay ihany ianareo, koa hataonay ahoana no fanao fanekena aminareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa namaly ireto Heveanina ny lehilahy tamin’i Israely: «Sao dia monina eto aminay ihany ianareo, ka ahoana no hanaovanay fanekem-pihavanana aminareo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’ny Israelita hoe: –Angamba etỳ akaikinay etỳ ihany ianareo no monina, koa ahoana no hanaovanay fanekempihavanana aminareo?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny Isiraelita tamin'ireo Hivita ireo: Angamba mponina ato aminay ihany ianareo, ka hataonay ahoana no fanao fanekena aminareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny Israelita tamin’ireo Hivita ireo: Angamba mponina ato aminay ihany ianareo, koa hataonay ahoana no fanao fanekena aminareo?
malagasy
Ary hoy ny Isiraelita tamin'ireo Hivita ireo: Angamba mponina ato aminay ihany ianareo, ka hataonay ahoana no fanao fanekena aminareo?